Entry | 1 arahaba nieran' ny loza amin' antambo |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 arahaba, miera, loza amin' antambo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara |
Vocabulary |
5 Forms of Address |
Synonyms | 6 arahaba tsy maty fo aman' aina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |